Ampidiro aloha ny tenimiafina
HO ANAO (BETTY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho anao izay mandre ny teny soa
Mahafaly, avy t@’I Jesoa
Mitory, sady manambara hoe:
Ho avy indray izao nadok izy hamonjy anao
Fiverenana :
Fa efa nanomana fiainam-baovao
Izy mba ho ahy sy ho anao
Ary mifona sy mitalaho
Mba ho tononkira.serasera.org ahy sy ho uajbnfmy anao.
Ka miomàna faingana ianao
Ovay re, ny toetra tsy mendrikao
Ka maneke ny sitrapon’I Ray
Ray be fiantra, tena tia nsqf anao.
Mahafaly, avy t@’I Jesoa
Mitory, sady manambara hoe:
Ho avy indray izao nadok izy hamonjy anao
Fiverenana :
Fa efa nanomana fiainam-baovao
Izy mba ho ahy sy ho anao
Ary mifona sy mitalaho
Mba ho tononkira.serasera.org ahy sy ho uajbnfmy anao.
Ka miomàna faingana ianao
Ovay re, ny toetra tsy mendrikao
Ka maneke ny sitrapon’I Ray
Ray be fiantra, tena tia nsqf anao.
--------
Rohy:
