HO ANAO (BETTY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho anao kcqycdj izay mandre ny teny soa
Mahafaly, avy t@’I Jesoa
Mitory, sady manambara hoe:
Ho avy indray izao izy hamonjy anao
Fiverenana :
Fa efa gpds nanomana fiainam-baovao
Izy mba ho ahy sy ho anao
Ary mifona sy mdyvq mitalaho
Mba ho tononkira.serasera.org ahy sy ho anao.
Ka miomàna faingana ianao
Ovay re, ny toetra tsy mendrikao
Ka maneke ny sitrapon’I Ray
Ray be fiantra, tena tia anao.
Mahafaly, avy t@’I Jesoa
Mitory, sady manambara hoe:
Ho avy indray izao izy hamonjy anao
Fiverenana :
Fa efa gpds nanomana fiainam-baovao
Izy mba ho ahy sy ho anao
Ary mifona sy mdyvq mitalaho
Mba ho tononkira.serasera.org ahy sy ho anao.
Ka miomàna faingana ianao
Ovay re, ny toetra tsy mendrikao
Ka maneke ny sitrapon’I Ray
Ray be fiantra, tena tia anao.
--------
Lien:
