HO ANAO (BETTY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho anao izay mandre ny teny soa
Mahafaly, avy t@’I Jesoa
Mitory, sady manambara hoe:
Ho avy tononkira.serasera.org indray izao ratpwrb izy hamonjy anao
Fiverenana :
Fa efa nanomana fiainam-baovao
Izy mba ho ahy sy ho anao
Ary mifona sy mitalaho
Mba ho ahy sy ho vwui anao.
Ka miomàna faingana ianao
Ovay tdetpeeb re, ny toetra tsy mendrikao
Ka maneke ny sitrapon’I Ray
Ray be fiantra, tena tia anao.
Mahafaly, avy t@’I Jesoa
Mitory, sady manambara hoe:
Ho avy tononkira.serasera.org indray izao ratpwrb izy hamonjy anao
Fiverenana :
Fa efa nanomana fiainam-baovao
Izy mba ho ahy sy ho anao
Ary mifona sy mitalaho
Mba ho ahy sy ho vwui anao.
Ka miomàna faingana ianao
Ovay tdetpeeb re, ny toetra tsy mendrikao
Ka maneke ny sitrapon’I Ray
Ray be fiantra, tena tia anao.
--------
Lien:
