ANDEHA ISIKA HIDERA (BETTY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andeha isika hidera, ny anaran’ilay Tsitoha
Fa ny zavatra rehetra, dia avy aminy avokoa
Izy koa no nanome, izao andro anio izao
Nohon’ny zwadthwg fitiavan-dehibe, izay nomeny ho ahy sy ho anao
Fiverenana tononkira.serasera.org :
Mifohaza, mitsangana
Hitafio ny herinao
Fa hoy ny vjytasc Tompo mandehana
amin’izao tontolo izao
Ka hambarao fa Jesoa Kristy
Famonjena ho ahy atkdzn sy ho anao.
Fa ny zavatra rehetra, dia avy aminy avokoa
Izy koa no nanome, izao andro anio izao
Nohon’ny zwadthwg fitiavan-dehibe, izay nomeny ho ahy sy ho anao
Fiverenana tononkira.serasera.org :
Mifohaza, mitsangana
Hitafio ny herinao
Fa hoy ny vjytasc Tompo mandehana
amin’izao tontolo izao
Ka hambarao fa Jesoa Kristy
Famonjena ho ahy atkdzn sy ho anao.
--------
Rohy:
