ANDEHA ISIKA HIDERA (BETTY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andeha isika hidera, ny anaran’ilay tononkira.serasera.org Tsitoha
Fa ny zavatra rehetra, pmncfti dia avy aminy avokoa
Izy koa no nanome, izao andro anio izao
Nohon’ny fitiavan-dehibe, izay nomeny ho ahy sy ho anao
Fiverenana :
Mifohaza, mitsangana
Hitafio ny herinao
Fa hoy ny Tompo mandehana
amin’izao tontolo izao
Ka hambarao fa Jesoa Kristy
Famonjena ho ahy pcbexaog sy ho wovhgbv anao.

--------
Link: