ANDEHA ISIKA HIDERA (BETTY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andeha isika hidera, kaqgn ny anaran’ilay Tsitoha
Fa ny zavatra rehetra, dia avy aminy avokoa
Izy koa no nanome, izao andro anio izao
Nohon’ny fitiavan-dehibe, izay nomeny ho ahy sy ho anao
Fiverenana :
Mifohaza, mitsangana
Hitafio ny herinao
Fa hoy ny Tompo mandehana
amin’izao tontolo szoxlie izao
Ka hambarao tononkira.serasera.org fa Jesoa Kristy
Famonjena ho ahy sy ho anao.
wpqv

--------
Rohy: