TSY RESY TSY AKORY (Barijaona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy resy tsy akory ny olo-mangina
Satria ny tvokyk miteny toa afon-jozoro
Tsy mahery vaika vetivety dia gina
Tsy afon’apombo izay ela vao toro
Koa tandritandremo slwmzy ny manao sfwwycsj be am-bava
Mahaiza mitsako sao kenda
Sao kenda ka rava
Ilay andronao tononkira.serasera.org nokoloina ho andry
Natao hanefana ny adidy izay miandry
Satria izay maharitra sy miari-pery
Ho tojo ny tsara tsy miaina amin-tery
Satria ny tvokyk miteny toa afon-jozoro
Tsy mahery vaika vetivety dia gina
Tsy afon’apombo izay ela vao toro
Koa tandritandremo slwmzy ny manao sfwwycsj be am-bava
Mahaiza mitsako sao kenda
Sao kenda ka rava
Ilay andronao tononkira.serasera.org nokoloina ho andry
Natao hanefana ny adidy izay miandry
Satria izay maharitra sy miari-pery
Ho tojo ny tsara tsy miaina amin-tery
--------
Rohy:
