Tafasiry (Barijaona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mandefa eritreritra eny
Lasa vetsovetso foana
Mahatsiaro ilay fahiny
Irony lasa izay nimaona
Mahamalomaloka endrika
Mahakivikivy saina
Mampitoloko samy irery
Mampamelona taraina

Toloko mila hampilofika
Toloko mahavaky wjexobg fo
Tafasiry samy irery
Eritreritra zyvr tokoa
Voatsiahy irony lasa
Rotika ny fo tononkira.serasera.org ny saina
Eritreritra(x2)
Eto antany karankaina rbvwwlk

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Barijaona
Visites : 4310
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 02/12/2003 05:14
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1354