Ny anatra (Barijaona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny anatra hono tsy voankazo ezpox an’ala
Ka hisy mangidy tsy maintsy aloa
Fa tsipaky ny omby ka tena gxvgow fandaka
Satria mahafaty raha toa mahavoa
Ny anatra anie toy ny tady atsipy
Ka samy voasingotr’ireny ny miaina
Ny adala mihifika sady mikimpy
Ny hendry mandalina sady misaina
Ny anatra hono fanao ala nenina
Ka harangaranga sy tsy afinafenina
Ny tononkira.serasera.org hanongotsongona ny maty ho taitra, ho taitra
Ny mandevim-belona mantsy tsy laitra
Ny anatra hono tsy voankazo an’ala
Ka hisy mangidy tsy maintsy aloa
Fa tsipaky ny omby ka tena fandala
Satria mahafaty raha toa ka mahavoa
Ny anatra anie toy ny tady atsipy
Ka samy voasingotr’ireny ny miaina
Ny adala mihifika sady mikimpy
Ny hendry mandalina sady mhcz misaina
Barijaona & Odette Suzannah
Ka hisy mangidy tsy maintsy aloa
Fa tsipaky ny omby ka tena gxvgow fandaka
Satria mahafaty raha toa mahavoa
Ny anatra anie toy ny tady atsipy
Ka samy voasingotr’ireny ny miaina
Ny adala mihifika sady mikimpy
Ny hendry mandalina sady misaina
Ny anatra hono fanao ala nenina
Ka harangaranga sy tsy afinafenina
Ny tononkira.serasera.org hanongotsongona ny maty ho taitra, ho taitra
Ny mandevim-belona mantsy tsy laitra
Ny anatra hono tsy voankazo an’ala
Ka hisy mangidy tsy maintsy aloa
Fa tsipaky ny omby ka tena fandala
Satria mahafaty raha toa ka mahavoa
Ny anatra anie toy ny tady atsipy
Ka samy voasingotr’ireny ny miaina
Ny adala mihifika sady mikimpy
Ny hendry mandalina sady mhcz misaina
Barijaona & Odette Suzannah
--------
Rohy:
