BAKO (Barijaona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
OLon’iza moa ianao indray takariva
Nandalo teto toa aloka niserana
Nanaitra nofy toa feon’antsiva
Namohy ireo lasa feno fitserana
Bako, Bako, Bako
Raha hiverina any tononkira.serasera.org ianao
Mba eto izao hafatro izao
Tsy manadino tsy akory
Na hoe matoritory
Na lavitra tvtiad aza ilay elanelan-tany
Ny igzrnlot wybp sainy hoe eo anilanao ihany

--------
Rohy: