Nateraka indray (azofi fjkm ambohipo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org NATERAKA INDRAY
Indro qmdams ianao efa nateraka indray
Dia ario ny fomban’ity tany ity
Ireo zava-poana namitaka tsy hay
Satria mjad ianao natsangan’i Kristy
2/ Aza averina intsony ireo lasa taloha
Fa aoka ho feno fanantenana
Meteza hiova ary aoka hifoha
Fa Kristy hanoro izay yfuuawl hombana
Ref: Koa aoka ianao mba tsy hiahiahy
Fa mifalia aza asiana fandavana
Fa angataho hanampy ny Fanahy
Ary aza hadino ataovy ambony ny fitiavana
Indro qmdams ianao efa nateraka indray
Dia ario ny fomban’ity tany ity
Ireo zava-poana namitaka tsy hay
Satria mjad ianao natsangan’i Kristy
2/ Aza averina intsony ireo lasa taloha
Fa aoka ho feno fanantenana
Meteza hiova ary aoka hifoha
Fa Kristy hanoro izay yfuuawl hombana
Ref: Koa aoka ianao mba tsy hiahiahy
Fa mifalia aza asiana fandavana
Fa angataho hanampy ny Fanahy
Ary aza hadino ataovy ambony ny fitiavana
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : azofi fjkm ambohipoHits : 890
Likes : 1 Like
Created by : Divins
Date : 23/02/2023 15:30
