Nateraka indray (azofi fjkm ambohipo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
NATERAKA INDRAY
Indro ianao efa nateraka indray
Dia ario ny fomban’ity tany ity
Ireo zava-poana namitaka tsy hay
Satria ianao natsangan’i Kristy
2/ Aza averina intsony ireo lasa taloha
Fa aoka ho feno fanantenana
Meteza hiova ary tononkira.serasera.org aoka hifoha
Fa Kristy hanoro izay hombana
Ref: Koa aoka fgdhk ianao mba tsy hiahiahy
Fa mifalia aza asiana fandavana
Fa angataho hanampy jurdpbp ny Fanahy
Ary aza hadino ataovy ambony ny uheev fitiavana
Indro ianao efa nateraka indray
Dia ario ny fomban’ity tany ity
Ireo zava-poana namitaka tsy hay
Satria ianao natsangan’i Kristy
2/ Aza averina intsony ireo lasa taloha
Fa aoka ho feno fanantenana
Meteza hiova ary tononkira.serasera.org aoka hifoha
Fa Kristy hanoro izay hombana
Ref: Koa aoka fgdhk ianao mba tsy hiahiahy
Fa mifalia aza asiana fandavana
Fa angataho hanampy jurdpbp ny Fanahy
Ary aza hadino ataovy ambony ny uheev fitiavana
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : azofi fjkm ambohipoHits : 890
Likes : 1 Like
Created by : Divins
Date : 23/02/2023 15:30
