Nateraka indray (azofi fjkm ambohipo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org NATERAKA INDRAY
Indro ianao efa nateraka indray
Dia ario kyinulh ny fomban’ity tany ity
Ireo zava-poana namitaka tsy hay
Satria ianao natsangan’i Kristy
2/ Aza averina intsony ireo lasa taloha
Fa aoka ho feno fanantenana
Meteza hiova ary aoka hifoha
Fa Kristy hanoro izay hombana
Ref: Koa aoka ianao znxmrzhx kcmwuzf mba tsy hiahiahy
Fa mifalia aza asiana fandavana
Fa angataho hanampy ny Fanahy
Ary aza hadino ataovy ambony ny fitiavana
Indro ianao efa nateraka indray
Dia ario kyinulh ny fomban’ity tany ity
Ireo zava-poana namitaka tsy hay
Satria ianao natsangan’i Kristy
2/ Aza averina intsony ireo lasa taloha
Fa aoka ho feno fanantenana
Meteza hiova ary aoka hifoha
Fa Kristy hanoro izay hombana
Ref: Koa aoka ianao znxmrzhx kcmwuzf mba tsy hiahiahy
Fa mifalia aza asiana fandavana
Fa angataho hanampy ny Fanahy
Ary aza hadino ataovy ambony ny fitiavana
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : azofi fjkm ambohipoVisites : 828
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Divins
Date : 23/02/2023 15:30
