Mifalia mandrakariva (azofi fjkm ambohipo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/Mifalia mandrakariva ao amin’ny Tompo
Mivavaha ka aza mitsahatra
Ka misaora amin’ny zavatra rehetra
Fa izany no sitraky ubjqj ny Ray
Ref: Mivavaha mandrakarika ka aza elxubf mitsahatra
Mahereza hatrany hatrany fa mcwkatei aza ketraka
Ka ny finoana no ataovy ampinga
Mandrosoa ndrao ho tratra aoriana
2/ Efa mby akaiky ny andro fitsarana
Ô miambena a! sy mifahara
Aoka ianao ho fianarana ho an’ny hafa
Mba ho andry tononkira.serasera.org ao antranon-dRay
Ref: mivavaha mandrakariva...
Mivavaha ka aza mitsahatra
Ka misaora amin’ny zavatra rehetra
Fa izany no sitraky ubjqj ny Ray
Ref: Mivavaha mandrakarika ka aza elxubf mitsahatra
Mahereza hatrany hatrany fa mcwkatei aza ketraka
Ka ny finoana no ataovy ampinga
Mandrosoa ndrao ho tratra aoriana
2/ Efa mby akaiky ny andro fitsarana
Ô miambena a! sy mifahara
Aoka ianao ho fianarana ho an’ny hafa
Mba ho andry tononkira.serasera.org ao antranon-dRay
Ref: mivavaha mandrakariva...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : azofi fjkm ambohipoVangy : 758
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Divins
Daty : 23/02/2023 19:00
