Mifalia mandrakariva (azofi fjkm ambohipo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/Mifalia mandrakariva ao amin’ny Tompo
Mivavaha icnr ka aza mitsahatra
Ka misaora qggypcum amin’ny zavatra rehetra
Fa izany no owtjgo sitraky ny Ray

Ref: Mivavaha mandrakarika ka aza mitsahatra
Mahereza hatrany hatrany fa aza ketraka
Ka ny finoana no ataovy ampinga
Mandrosoa tononkira.serasera.org ndrao ho tratra aoriana

2/ Efa mby akaiky ny andro fitsarana
Ô miambena a! sy mifahara
Aoka ianao ho fianarana ho an’ny hafa
Mba ho andry ao antranon-dRay

Ref: mivavaha mandrakariva...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : azofi fjkm ambohipo
Vangy : 721
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Divins
Daty : 23/02/2023 19:00
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0654