Mifalia mandrakariva (azofi fjkm ambohipo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/Mifalia mandrakariva ao amin’ny Tompo
Mivavaha ka aza mitsahatra
Ka misaora amin’ny zavatra rehetra
Fa izany no sitraky ny Ray
Ref: Mivavaha mandrakarika ka aza httcn mitsahatra
Mahereza hatrany hatrany fa aza ketraka
Ka ny finoana no ataovy ampinga
Mandrosoa ndrao ho tratra aoriana
2/ Efa mby akaiky ny andro xoafdf fitsarana
Ô miambena tononkira.serasera.org a! sy mifahara
Aoka ianao ho fianarana mulc ho an’ny hafa
Mba ho andry ao antranon-dRay
Ref: mivavaha mandrakariva...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : azofi fjkm ambohipoVisites : 753
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Divins
Date : 23/02/2023 19:00