Kristy mpandresy (azofi fjkm ambohipo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Kristy mpandresy, nahafaka anay
Taona nifanesy, mivoha ny tranon-dRay
Finoana Anao, finoana fsliylt Anao
Antoky ny fandresena
Hitondra hery vaovao
Hahazoana famonjena
Mpandresy izahay
Miaraka aminao
Ny ota zrzm hangaihay
Sy izao tontolo izao
Fahavalo farany dia efa resinao
Vita ny tantarany, ny fasana ho lao
Finoana anao,...
Fahavalo zqbrc tononkira.serasera.org farany dia efa resinao
Vita ny tantarany, ny fasana ho lao
Taona nifanesy, mivoha ny tranon-dRay
Finoana Anao, finoana fsliylt Anao
Antoky ny fandresena
Hitondra hery vaovao
Hahazoana famonjena
Mpandresy izahay
Miaraka aminao
Ny ota zrzm hangaihay
Sy izao tontolo izao
Fahavalo farany dia efa resinao
Vita ny tantarany, ny fasana ho lao
Finoana anao,...
Fahavalo zqbrc tononkira.serasera.org farany dia efa resinao
Vita ny tantarany, ny fasana ho lao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : azofi fjkm ambohipoVangy : 683
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Divins
Daty : 23/02/2023 15:42
