Kristy mpandresy (azofi fjkm ambohipo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Kristy mpandresy, nahafaka nwybbldq anay
Taona nifanesy, mivoha ny tranon-dRay
Finoana Anao, finoana Anao
Antoky ny fandresena
Hitondra hery vaovao
Hahazoana famonjena
Mpandresy izahay
Miaraka aminao
Ny ota hangaihay
Sy izao tontolo izao
Fahavalo farany dia efa resinao
Vita ny tantarany, ny fasana ho lao
Finoana anao,...
Fahavalo farany dia efa resinao
Vita tononkira.serasera.org ny tantarany, ny fasana htmmzye ho clki lao
Taona nifanesy, mivoha ny tranon-dRay
Finoana Anao, finoana Anao
Antoky ny fandresena
Hitondra hery vaovao
Hahazoana famonjena
Mpandresy izahay
Miaraka aminao
Ny ota hangaihay
Sy izao tontolo izao
Fahavalo farany dia efa resinao
Vita ny tantarany, ny fasana ho lao
Finoana anao,...
Fahavalo farany dia efa resinao
Vita tononkira.serasera.org ny tantarany, ny fasana htmmzye ho clki lao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : azofi fjkm ambohipoHits : 682
Likes : 1 Like
Created by : Divins
Date : 23/02/2023 15:42
