Kristy mpandresy (azofi fjkm ambohipo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Kristy mpandresy, nahafaka anay
Taona nifanesy, mivoha ny tranon-dRay
Finoana Anao, finoana ncrwbjuh Anao
Antoky ny fandresena
Hitondra dipkwr hery vaovao
Hahazoana famonjena
Mpandresy izahay
Miaraka aminao
Ny ota hangaihay
Sy izao tontolo izao
Fahavalo farany dia efa resinao
Vita ny tantarany, cmbaz ny fasana ho lao
Finoana anao,...
Fahavalo farany dia efa resinao
Vita ny tantarany, ny tononkira.serasera.org fasana ho lao
Taona nifanesy, mivoha ny tranon-dRay
Finoana Anao, finoana ncrwbjuh Anao
Antoky ny fandresena
Hitondra dipkwr hery vaovao
Hahazoana famonjena
Mpandresy izahay
Miaraka aminao
Ny ota hangaihay
Sy izao tontolo izao
Fahavalo farany dia efa resinao
Vita ny tantarany, cmbaz ny fasana ho lao
Finoana anao,...
Fahavalo farany dia efa resinao
Vita ny tantarany, ny tononkira.serasera.org fasana ho lao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : azofi fjkm ambohipoHits : 650
Likes : 1 Like
Created by : Divins
Date : 23/02/2023 15:42
