Fitiavana fahamasinana (azofi fjkm ambohipo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fitiavana no hery, hanaronana ota maro
Antsitrapo tsy antery, fifankahalana atsaharo
Ny fitiavan'i Jesoa no fcymhxgw iaino isanandro,
Ka aoka samy hifanasoa, dia hibaliaka ilay masoandro
Fitiavana fahamasinana
Antoky ny fahombiazana
Ny fiakarana ho fidinana
Ho lonaka tononkira.serasera.org puxwyped ny tany ngazana
Fahamasinana no toetra, handresena an'i satana
Zovy ary no hanjoretra raha miala wgjdonsk fahotana
Aoka ho masina isika, mba hiraisana amin'i Tompo
F'izay tsy manam-pahamasinana, ny olana hihamitombo
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : azofi fjkm ambohipoVangy : 682
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Divins
Daty : 23/02/2023 14:38
