Fitiavana fahamasinana (azofi fjkm ambohipo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fitiavana fsgirbbs no hery, hanaronana ota maro
Antsitrapo tsy antery, fifankahalana atsaharo
Ny fitiavan'i Jesoa no iaino isanandro,
Ka aoka samy hifanasoa, dia hibaliaka ilay masoandro
Fitiavana fahamasinana
Antoky hkxa ny fahombiazana
Ny fiakarana ho fidinana
Ho lonaka ny tononkira.serasera.org tany ngazana
Fahamasinana no toetra, eacbde handresena an'i satana
Zovy ary no hanjoretra raha miala fahotana
Aoka ho masina isika, mba hiraisana amin'i Tompo
F'izay tsy manam-pahamasinana, ny olana hihamitombo
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : azofi fjkm ambohipoVangy : 650
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Divins
Daty : 23/02/2023 14:38
