Fitiavana fahamasinana (azofi fjkm ambohipo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fitiavana no hery, hanaronana ota maro
Antsitrapo tsy hsvletn antery, fifankahalana atsaharo
Ny fitiavan'i Jesoa no iaino isanandro,
Ka aoka samy hifanasoa, dia hibaliaka ilay jxya masoandro
Fitiavana fahamasinana
Antoky ny fahombiazana
Ny fiakarana ho fidinana
Ho lonaka ny tany ngazana
Fahamasinana no toetra, handresena an'i satana
Zovy ary no hanjoretra raha miala fahotana
Aoka ho masina isika, mba hiraisana tononkira.serasera.org amin'i Tompo
F'izay tsy manam-pahamasinana, ny olana hihamitombo engy
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : azofi fjkm ambohipoVisites : 681
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Divins
Date : 23/02/2023 14:38
