Fiainana Mandrakizay (azofi fjkm ambohipo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiainana Mandrakizay
1/Ny fitandremana ny didy, ny fahafoizina ny rehetra
Dia tena toetra sarobidy, baiko ary koa fepetra
Ny fanaovana ny marina, ny fandrenesana fopsnap ny Teny
Dia tanjona izay ho tratrarina
Fanalahidy ho dlso anao ireny
Réf: Hahazoana ilay zava-tsoa dia fiainana mandrakizay
Tsy iza io fa Jesoa Ilay teny fikasan'ny Ray
2/Ny finoana an'i Jesoa, ny fankahalàna bsivb koa tononkira.serasera.org ny aina
Dia antoka tsy mety ho lò)×2
3/Hanavao isa-maraina
Ny fihinanana ny nofony, ny fisotroana koa ny ràny
Dia hampitombo ny solofony, hampamololona ny tany

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : azofi fjkm ambohipoVangy : 597
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mikajy8
Daty : 12/05/2024 21:26