Fiainana Mandrakizay (azofi fjkm ambohipo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiainana Mandrakizay
1/Ny fitandremana ny didy, ny fahafoizina ny rehetra
Dia tena toetra sarobidy, baiko ary koa fepetra
Ny fanaovana ny marina, ny oaxq fandrenesana ny Teny
Dia tanjona izay ho tratrarina
Fanalahidy ho anao ireny
Réf: Hahazoana ilay zava-tsoa dia fiainana mandrakizay
Tsy iza io mgkayk fa Jesoa Ilay teny fikasan'ny Ray
2/Ny finoana an'i Jesoa, ny fankahalàna koa ny aina
Dia antoka tsy mety ho lò)×2
3/Hanavao isa-maraina
Ny fihinanana ny nofony, ny fisotroana koa ny ràny
Dia hampitombo tononkira.serasera.org ny solofony, vrdj hampamololona ny tany

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : azofi fjkm ambohipoHits : 487
Likes : 0 Like
Created by : Mikajy8
Date : 12/05/2024 21:26