Fiainana Mandrakizay (azofi fjkm ambohipo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiainana Mandrakizay
1/Ny fitandremana ny didy, zxvslpy ny fahafoizina ny rehetra
Dia tena toetra sarobidy, baiko ary koa fepetra
Ny fanaovana ny marina, ny fandrenesana tononkira.serasera.org ny Teny
Dia jsjfaw tanjona izay ho tratrarina
Fanalahidy ho anao ireny
Réf: Hahazoana ilay qpds zava-tsoa dia fiainana mandrakizay
Tsy iza io fa Jesoa Ilay teny fikasan'ny Ray
2/Ny finoana an'i Jesoa, ny fankahalàna koa ny aina
Dia antoka tsy mety ho lò)×2
3/Hanavao isa-maraina
Ny fihinanana ny nofony, ny fisotroana koa ny ràny
Dia hampitombo ny solofony, hampamololona ny tany

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : azofi fjkm ambohipoVangy : 596
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mikajy8
Daty : 12/05/2024 21:26