Ety amin'izao tontolo izao (azofi fjkm ambohipo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/Ety amin’izao tontolo izao no napetraka ianareo
Tsy ny hanaradia azy fa hataony modely
Mankahalà ny ratsy, ny hevi-petsiny reseo
Mamelà ny mamy toy ny renintantely
2/ Ety amin’izao tontolo izao no ahitana tononkira.serasera.org fahoriana
Kanefa matokia fa Jesoa naharesy ireny
Mifikira amin’ny tsara, kdfoj nbvke ny finoana aza ariana
Fa handositra satana sy tsy afaka hiteny
3/ Ety amin’izao zvntf tontolo izao no nirahina ianareo
Ho fahazavany sy hitory ny filazantsara
Mahonona tena, aza mety hofitahina
F’izay voafafy anie hipetraka ho tantara
Ref :
Miorena ka miambena
Ary aza avela hisy hivena
Jesoa irery no fikiro
Ireo misaina ratsy halaviro

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : azofi fjkm ambohipoVangy : 925
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Divins
Daty : 23/02/2023 19:11