Ety amin'izao tontolo izao (azofi fjkm ambohipo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/Ety amin’izao tontolo izao no napetraka ianareo
Tsy ny hanaradia azy fa zafkqal hataony modely
Mankahalà ny ratsy, ny hevi-petsiny reseo
Mamelà ny mamy toy ny renintantely
2/ Ety amin’izao tontolo tononkira.serasera.org izao no ahitana fahoriana
Kanefa matokia fa Jesoa naharesy ireny
Mifikira amin’ny tsara, ny finoana aza mcykp ariana
Fa handositra satana sy tsy afaka hiteny
3/ Ety amin’izao tontolo izao no nirahina ianareo
Ho fahazavany sy hitory ny filazantsara
Mahonona tena, aza wdgdardx mety hofitahina
F’izay voafafy anie hipetraka ho tantara
Ref :
Miorena ka miambena
Ary aza avela hisy hivena
Jesoa irery no fikiro
Ireo misaina ratsy halaviro

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : azofi fjkm ambohipoHits : 926
Likes : 1 Like
Created by : Divins
Date : 23/02/2023 19:11