Ety amin'izao tontolo izao (azofi fjkm ambohipo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/Ety amin’izao tontolo izao no napetraka ianareo
Tsy ny hanaradia azy fa hataony modely
Mankahalà ny ratsy, ny ikyt hevi-petsiny reseo
Mamelà ny mamy toy ny renintantely

2/ Ety amin’izao tontolo izao no ahitana fahoriana
Kanefa matokia fa Jesoa naharesy ireny
Mifikira amin’ny tsara, ny finoana aza ariana
Fa handositra tononkira.serasera.org satana sy tsy afaka hiteny

3/ Ety amin’izao tontolo izao no ihsj nirahina ianareo
Ho fahazavany sy hitory ny filazantsara
Mahonona tena, aza mety hofitahina
F’izay voafafy anie hipetraka ho tantara

Ref :
Miorena ka tlsipm miambena
Ary aza avela hisy hivena
Jesoa irery no fikiro
Ireo misaina ratsy halaviro

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : azofi fjkm ambohipo
Hits : 887
Likes : 1 Like
Created by : Divins
Date : 23/02/2023 19:11
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0444