Andeha hizara fiainana (azofi fjkm ambohipo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ô ry namako andeha hizara fiainana
Fa ny tena fiainana, fanazavana ny olona
Iza indray ary no hany azo itarainana
Fa tsy, fa tsy isika izay fanjakam-pisorona
Andeha udklshd ary hitory ny teny fikasana
Milaza fiainana ao amin’i Jesoa irery ihany
K’aza tia tena na koa mihananahana
Ff’izany anie no antom-pisianao eto antany
Efa nahazo maimaim-poana ianareo
Ka mizara toy izany amin’ny hafa koa
Maro no miantsoantso hoe avia tononkira.serasera.org jereo
Izarao knrd fiainana e, fa mafy iwhwqvkw ny manjo

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : azofi fjkm ambohipoVangy : 619
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Divins
Daty : 23/02/2023 19:30