Andeha hizara fiainana (azofi fjkm ambohipo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ô ry namako qgli andeha hizara fiainana
Fa ny tononkira.serasera.org tena fiainana, fanazavana ny olona
Iza indray ary no hany wgzmead azo itarainana
Fa tsy, fa jcdo tsy isika izay fanjakam-pisorona
Andeha ary hitory ny teny fikasana
Milaza fiainana ao amin’i Jesoa irery ihany
K’aza tia tena na koa mihananahana
Ff’izany anie no antom-pisianao eto antany
Efa nahazo maimaim-poana ianareo
Ka mizara toy izany amin’ny hafa koa
Maro no miantsoantso hoe avia jereo
Izarao fiainana e, fa mafy ny manjo

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : azofi fjkm ambohipoVisites : 650
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Divins
Date : 23/02/2023 19:30