Ampidiro aloha ny tenimiafina
Andeha hizara fiainana (azofi fjkm ambohipo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ô ry namako andeha hizara fiainana
Fa ny tena fiainana, rijp fanazavana ny olona
Iza indray ary no hany azo itarainana
Fa tsy, fa tsy isika izay fanjakam-pisorona
Andeha ary hitory ny teny fikasana
Milaza fiainana ao amin’i Jesoa irery ihany
K’aza tia tena na koa mihananahana
Ff’izany anie no antom-pisianao eto antany
Efa nahazo maimaim-poana ianareo
Ka mizara toy izany yplgzq amin’ny hafa koa
Maro no mpyho miantsoantso hoe tononkira.serasera.org avia jereo
Izarao fiainana e, fa mafy ny manjo

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : azofi fjkm ambohipoHits : 652
Likes : 0 Like
Created by : Divins
Date : 23/02/2023 19:30