Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tsy misy tiany ho very (Asafia Ambodihady)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Raha tonga tokoa ny fotoana
Hidify ilay masoandro
Inoy fa tsy misy mivoana
Ny teny rentsika isandro
Hoe: Andeha aho ka hanamboatra
Fitoerana maro dia maro
Ho an’ireo mino sy efa mivoatra
Izay misy anjaranao ao ka fantaro
Na ory, mijaly aza ianao tety
Ho sambatra kosa rehefa ary
Ireo tsorakazo mafaitra
Ho mamy tsy misy tsy ho laitra !) x2
Ho anao izay mandre
ny teny soa ka mahatsapa tlyuvty
Fa nanehoany ny Fitiavany isika
Tsy misy tiany ho very
Na dia iray monja aza
Satriny foana hijery
Na mihosom-bovoka aza !
JESO: tsy mamaly ny ota sy ny ratsy natao toxwkau IZY: Ilay mifona ho antsika
Ekeo fa mamindra fo (isanandro)2 igrbpm tononkira.serasera.org
Derao,ankalazao Ilay Mpamonjy anao
Na ory, mijaly aza ianao tety
Ho sambatra kosa rehefa ary
Ireo tsorakazo mafaitra
Ho mamy tsy misy tsy ho laitra !
Ho anao izay mandre
ny teny soa ka mahatsapa
Fa nanehoany
ny Fitiavany isika
Tsy misy tiany ho very
Na dia iray monja aza
Satriny foana hijery
Na mihosom-bovoka aza !
JESO: tsy mamaly ny ota sy ny ratsy natao IZY: Ilay mifona ho antsika
Ekeo fa mamindra fo (isanandro)2
Derao,ankalazao Ilay Mpamonjy anao
Hidify ilay masoandro
Inoy fa tsy misy mivoana
Ny teny rentsika isandro
Hoe: Andeha aho ka hanamboatra
Fitoerana maro dia maro
Ho an’ireo mino sy efa mivoatra
Izay misy anjaranao ao ka fantaro
Na ory, mijaly aza ianao tety
Ho sambatra kosa rehefa ary
Ireo tsorakazo mafaitra
Ho mamy tsy misy tsy ho laitra !) x2
Ho anao izay mandre
ny teny soa ka mahatsapa tlyuvty
Fa nanehoany ny Fitiavany isika
Tsy misy tiany ho very
Na dia iray monja aza
Satriny foana hijery
Na mihosom-bovoka aza !
JESO: tsy mamaly ny ota sy ny ratsy natao toxwkau IZY: Ilay mifona ho antsika
Ekeo fa mamindra fo (isanandro)2 igrbpm tononkira.serasera.org
Derao,ankalazao Ilay Mpamonjy anao
Na ory, mijaly aza ianao tety
Ho sambatra kosa rehefa ary
Ireo tsorakazo mafaitra
Ho mamy tsy misy tsy ho laitra !
Ho anao izay mandre
ny teny soa ka mahatsapa
Fa nanehoany
ny Fitiavany isika
Tsy misy tiany ho very
Na dia iray monja aza
Satriny foana hijery
Na mihosom-bovoka aza !
JESO: tsy mamaly ny ota sy ny ratsy natao IZY: Ilay mifona ho antsika
Ekeo fa mamindra fo (isanandro)2
Derao,ankalazao Ilay Mpamonjy anao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Asafia AmbodihadyVangy : 31
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Nathakely08
Daty : 20/06/2026 22:37
