Tiako ny anilanao (Asafia Ambodihady)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tiako ny anilanao, qkpeik mahatsiaro fahasambarana foana aho e!
Mipody tsiky jiaby ireo talaho e!
Tabataban'ireo tsy tia ireo tsy ahoako
Endrikendrika ofdsr etsy sy ery tsy hitalahoako fa...
Anilanao zaho tamana
Misy hafaliana feno fitiavana
Fitiavanao Ray ampy ahy
Eny ampy ijoroako hampandresy ny finoako
N'inona mandreraka ny loha (oooh)
Ianao no vatolampy heriko (oooh)
N'inona zay zava-mampanahy
Izaho hangina fa Ianao hiady ho ahy
Mpandresy aho amin'ny alalanao mpandresy aho
Hitoetra anilanao mpandresy aho
Tiako ny anilanao, mahatsiaro fahasambarana foana aho e!
Mipody tsiky jiaby ireo tononkira.serasera.org talaho e!
Tabataban'ireo tsy tia ireo tsy ahoako
Endrikendrika etsy sy ery tsy hitalahoako fa...

Tiako ny anilanao
A/C: Dera yljxried Dafr

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Asafia AmbodihadyVangy : 1113
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Tsikinavalona
Daty : 15/11/2022 13:33