Tokiko (Asafa KTLM Benivary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Refrain dolih
Ianao Jesosy no efa nametrahako
Ny fiainako tononkira.serasera.org sy izay rehetra mety ho aviko
Ka tsy manana an'iza hiateherana aho
Fa Ianao Jesosy no TOKIKO
1- gsqq Na maro aza ireo mitady hisarika ahy
Ireo zava-tsoa mamiratra manintona ny FO
Tsy hiala ami-fitiavanao aho orwk
Fa ao Aminao ihany no mahatsara ahy
Refrain.....
2- Eny ekeko fa maro ireo fananako
Fa Ianao no nanome ry Ray Tsitoha
Entiko manao ny Asanao ireo
Atolotro ho Anao ry Ray ôh ka ekeo
Refrain ..........
Ianao Jesosy no efa nametrahako
Ny fiainako tononkira.serasera.org sy izay rehetra mety ho aviko
Ka tsy manana an'iza hiateherana aho
Fa Ianao Jesosy no TOKIKO
1- gsqq Na maro aza ireo mitady hisarika ahy
Ireo zava-tsoa mamiratra manintona ny FO
Tsy hiala ami-fitiavanao aho orwk
Fa ao Aminao ihany no mahatsara ahy
Refrain.....
2- Eny ekeko fa maro ireo fananako
Fa Ianao no nanome ry Ray Tsitoha
Entiko manao ny Asanao ireo
Atolotro ho Anao ry Ray ôh ka ekeo
Refrain ..........
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Asafa KTLM BenivaryHits : 534
Likes : 1 Like
Created by : SainaRH
Date : 13/06/2025 19:05
