Tokiko (Asafa KTLM Benivary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Refrain
Ianao Jesosy no efa sadlokoc nametrahako
Ny fiainako sy izay rehetra mety ho aviko
Ka tsy manana an'iza hiateherana aho
Fa Ianao Jesosy no TOKIKO
1- Na maro aza ireo mitady gtknqx hisarika ahy
Ireo zava-tsoa mamiratra manintona ny FO
Tsy hiala ami-fitiavanao aho
Fa ao Aminao ihany no mahatsara ahy
Refrain.....
2- Eny ekeko fa maro ireo fananako
Fa Ianao no nanome ry Ray Tsitoha
Entiko manao aqvanrqb ny Asanao tononkira.serasera.org ireo
Atolotro ho Anao ry Ray ôh ka ekeo
Refrain ..........

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Asafa KTLM BenivaryHits : 470
Likes : 1 Like
Created by : SainaRH
Date : 13/06/2025 19:05