Mpandresy (Asafa KTLM Benivary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Iaraha-mahalala tononkira.serasera.org izao fa mafy ny adim-piainanao
Mafy sady sarotra tsy mba misy izay hitarainana
Sento lava isxrxixf sy toreo no indreo fa miverimberina
Aza kivy mitrakà ianao ny Tompo no momba anao
Refrain
Mpandresy ianao , mpandresy ianao miaraka am'Ilay Ray
Na mafy aza ny ady atrehanao tsy ho kswr mandrakizay
Apetrao Amin'ny Ray ireo olana mavesatra mamay
Matokia aza manahy fa Izy no hiady ho anao
2- Tsarovy fa na mafy ny adinao
Tsy handao ny Ray
Ilay cqjr Jesosy sanatria tsy hanary anao
Tsy handao, tsy handao
Fa Izy no hiady ho anao, fa ianao kosa hangina
Hanampy anao ny Ray
Refrain.......

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Asafa KTLM BenivaryVangy : 236
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : SainaRH
Daty : 13/06/2025 19:27