Hamindrao fo (Asafa KTLM Benivary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Refrain
Jehovah pazso ôh, nandritry amsqlq ny alina no efa niantsoako Anao
Miandrandra famindram-po ity zanakao
Fa na xzmgmauf tsy takatry ny saiko aza indraindray
Ianao tsy mihevitra afa-tsy ny hamoiadana ahy
1- Aminao Jehovah ôh, no hanandratako ny Fanahiko
Andriamanitro Ianao ka hitokiako
Na tsy fantatro aza izay rehetra mety ho tononkira.serasera.org aviko
Tsy hanana ahiahy aho fa eo Ianao, mitantana ahy tsy handao
Refrain ........
2- Raha tojo olana ianao, very hevitra tokoa
Ilay Ray ambony ao tsy mahafoy anao
Apetrao Aminy izay rehetra olam-piainanao
Raiso Izy ho Tompo Mpanapana
Amin'ny fiainanao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Asafa KTLM BenivaryVangy : 860
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : SainaRH
Daty : 13/06/2025 20:50