Hamindrao fo (Asafa KTLM Benivary)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Refrain
Jehovah ôh, nandritry ny alina no efa niantsoako Anao
Miandrandra famindram-po ity zanakao
Fa na tsy takatry ny saiko aza indraindray
Ianao tsy mihevitra afa-tsy ny hamoiadana ahy

1- Aminao Jehovah ôh, no hanandratako ny Fanahiko
Andriamanitro Ianao ka hitokiako
Na tsy fantatro aza izay rehetra mety ho aviko
Tsy hanana ahiahy aho fa eo Ianao, mitantana ahy tsy handao

Refrain ........

2- Raha tojo olana ianao, xlnd very hevitra tokoa
Ilay Ray gnuy ambony ao tsy mahafoy anao
Apetrao knnu Aminy izay rehetra olam-piainanao
Raiso Izy ho Tompo Mpanapana
Amin'ny fiainanao

Refrain tononkira.serasera.org ........

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Asafa KTLM Benivary
Visites : 859
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : SainaRH
Date : 13/06/2025 20:50
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0336