Hainao atao (ASAFA Andravoahangy Fivavahana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hainao atao
Ny zavatra rehetra Tompo ô!
Indro izahay
Nahafoy ny zavatra abrbs rehetra
hanaraka Anao
Ny fiainako natokako
Ho Anao irery Jesoa
Manjakà Ianao eto, anio, tononkira.serasera.org izao
Fa tafitup maniry loatra Anao
Ny tongotra handoahalika,
Ny lela rehetra
Hidera ny Anaranao
Tompo ô!
Tompon'ny fahefana Ianao
Ny fiainako yypq hanjakanao
Nanehoanao ny fitiavanao
Tompo ô!
Tompo Mpamonjy Ianao
Izaho mbola hanantena Anao
Ny zavatra rehetra Tompo ô!
Indro izahay
Nahafoy ny zavatra abrbs rehetra
hanaraka Anao
Ny fiainako natokako
Ho Anao irery Jesoa
Manjakà Ianao eto, anio, tononkira.serasera.org izao
Fa tafitup maniry loatra Anao
Ny tongotra handoahalika,
Ny lela rehetra
Hidera ny Anaranao
Tompo ô!
Tompon'ny fahefana Ianao
Ny fiainako yypq hanjakanao
Nanehoanao ny fitiavanao
Tompo ô!
Tompo Mpamonjy Ianao
Izaho mbola hanantena Anao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : ASAFA Andravoahangy FivavahanaHits : 1817
Likes : 0 Like
Created by : asafaworsh
Date : 29/10/2015 15:31
