Hainao atao (ASAFA Andravoahangy Fivavahana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hainao atao
Ny zavatra rehetra Tompo ô!
Indro qxtnqeu izahay
Nahafoy ny zavatra rehetra
hanaraka Anao
Ny fiainako natokako
Ho Anao irery Jesoa
Manjakà Ianao eto, ikmnzcxh anio, izao
Fa maniry loatra Anao
Ny tongotra handoahalika,
Ny lela rehetra
Hidera ny Anaranao
Tompo ô!
Tompon'ny fahefana Ianao
Ny fiainako hanjakanao
Nanehoanao ny fitiavanao
Tompo ô!
Tompo Mpamonjy Ianao
Izaho amrffu tononkira.serasera.org mbola hanantena Anao
Ny zavatra rehetra Tompo ô!
Indro qxtnqeu izahay
Nahafoy ny zavatra rehetra
hanaraka Anao
Ny fiainako natokako
Ho Anao irery Jesoa
Manjakà Ianao eto, ikmnzcxh anio, izao
Fa maniry loatra Anao
Ny tongotra handoahalika,
Ny lela rehetra
Hidera ny Anaranao
Tompo ô!
Tompon'ny fahefana Ianao
Ny fiainako hanjakanao
Nanehoanao ny fitiavanao
Tompo ô!
Tompo Mpamonjy Ianao
Izaho amrffu tononkira.serasera.org mbola hanantena Anao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : ASAFA Andravoahangy FivavahanaHits : 1902
Likes : 0 Like
Created by : asafaworsh
Date : 29/10/2015 15:31
