Hainao atao (ASAFA Andravoahangy Fivavahana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hainao atao
Ny zavatra rehetra Tompo ô!
Indro tiwgsn izahay
Nahafoy ny tononkira.serasera.org zavatra rehetra
hanaraka Anao
Ny fiainako natokako
Ho Anao irery Jesoa
Manjakà xbic Ianao eto, anio, izao
Fa maniry loatra Anao
Ny tongotra handoahalika,
Ny lela rehetra
Hidera ny Anaranao
Tompo ô!
Tompon'ny fahefana Ianao
Ny fiainako hanjakanao
Nanehoanao ny xinjm fitiavanao
Tompo ô!
Tompo Mpamonjy Ianao
Izaho mbola hanantena Anao
Ny zavatra rehetra Tompo ô!
Indro tiwgsn izahay
Nahafoy ny tononkira.serasera.org zavatra rehetra
hanaraka Anao
Ny fiainako natokako
Ho Anao irery Jesoa
Manjakà xbic Ianao eto, anio, izao
Fa maniry loatra Anao
Ny tongotra handoahalika,
Ny lela rehetra
Hidera ny Anaranao
Tompo ô!
Tompon'ny fahefana Ianao
Ny fiainako hanjakanao
Nanehoanao ny xinjm fitiavanao
Tompo ô!
Tompo Mpamonjy Ianao
Izaho mbola hanantena Anao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : ASAFA Andravoahangy FivavahanaVisites : 1784
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : asafaworsh
Date : 29/10/2015 15:31
