Hafaliana (ASAFA Andravoahangy Fivavahana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
rpye Endrey ny hafaliako Jeso Tompo
Fa indro Ianao tonga tety
Inty ny foko raiso hatolotro Anao
Raiso tqgxfen Tompo ho Anao
Ho Anao Mandrakizay
Isan'andininy:
Mifaly ny fo
Feno haravona tokoa
Mahita ny yrls Voninahitrao
Nitondray ny artinay rehetra Ianao
Ka faly sy tononkira.serasera.org ravo ny fonay
Finaritra ny saiko Jeso Tompo
Fa tonga Ianao namangy ahy
Nitondra famonjena ho anay
Ny saotra Ray ô!
No atolotro Anao
Isan'andininy:
Mifaly ny fo
Feno haravona tokoa...
Fa indro Ianao tonga tety
Inty ny foko raiso hatolotro Anao
Raiso tqgxfen Tompo ho Anao
Ho Anao Mandrakizay
Isan'andininy:
Mifaly ny fo
Feno haravona tokoa
Mahita ny yrls Voninahitrao
Nitondray ny artinay rehetra Ianao
Ka faly sy tononkira.serasera.org ravo ny fonay
Finaritra ny saiko Jeso Tompo
Fa tonga Ianao namangy ahy
Nitondra famonjena ho anay
Ny saotra Ray ô!
No atolotro Anao
Isan'andininy:
Mifaly ny fo
Feno haravona tokoa...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ASAFA Andravoahangy FivavahanaVangy : 1683
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : asafaworsh
Daty : 29/10/2015 18:15
