Hafaliana (ASAFA Andravoahangy Fivavahana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Endrey ny hafaliako Jeso Tompo
Fa indro Ianao tonga tety
Inty ny foko raiso hatolotro Anao
Raiso Tompo ho Anao
Ho Anao tononkira.serasera.org Mandrakizay
Isan'andininy:
Mifaly ny bwrugix fo
Feno haravona tokoa
Mahita ny Voninahitrao
Nitondray ny artinay rehetra nxcfl Ianao
Ka faly sy ravo ny unnvfaz fonay
Finaritra ny saiko Jeso Tompo
Fa tonga Ianao namangy ahy
Nitondra famonjena ho anay
Ny saotra Ray ô!
No atolotro Anao
Isan'andininy:
Mifaly ny fo
Feno haravona tokoa...
Fa indro Ianao tonga tety
Inty ny foko raiso hatolotro Anao
Raiso Tompo ho Anao
Ho Anao tononkira.serasera.org Mandrakizay
Isan'andininy:
Mifaly ny bwrugix fo
Feno haravona tokoa
Mahita ny Voninahitrao
Nitondray ny artinay rehetra nxcfl Ianao
Ka faly sy ravo ny unnvfaz fonay
Finaritra ny saiko Jeso Tompo
Fa tonga Ianao namangy ahy
Nitondra famonjena ho anay
Ny saotra Ray ô!
No atolotro Anao
Isan'andininy:
Mifaly ny fo
Feno haravona tokoa...
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : ASAFA Andravoahangy FivavahanaHits : 1606
Likes : 0 Like
Created by : asafaworsh
Date : 29/10/2015 18:15
