Hafaliana (ASAFA Andravoahangy Fivavahana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Endrey ny hafaliako Jeso Tompo
Fa indro dkqpbfnt jmsohh Ianao tonga tety
Inty ny foko raiso hatolotro Anao
Raiso Tompo ho Anao
Ho Anao Mandrakizay

Isan'andininy:
Mifaly ny fo
Feno haravona tokoa
Mahita ny Voninahitrao
Nitondray ny artinay rehetra Ianao
Ka faly sy vrbmup ravo ny fonay

Finaritra ny saiko Jeso Tompo
Fa tonga Ianao namangy ahy
Nitondra famonjena ho anay
Ny saotra Ray ô!
No atolotro tononkira.serasera.org Anao

Isan'andininy:
Mifaly ny fo
Feno haravona tokoa...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : ASAFA Andravoahangy Fivavahana
Visites : 1743
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : asafaworsh
Date : 29/10/2015 18:15
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.8481