Andron'ny Noely (Ariane)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andro tsara sady tena soa tokoa,
Andron'ny Noely mampientana yujg ny fo
Feon'ny anjely sy ny zazakely,
Injao manakoako sy mamiratra tokoa

Ref:
Ô! Ry mpino aza adino fetintsika re,
Teraka ao Betlehema ilay mpanjaka antsika e
Fifaliana, hirahira no asandratra
Mifalia, ifbokbur mihobia tsy hankanavaka

Tonga ny Mesia, ilay mpanavotra
Izy tononkira.serasera.org no hamonjy antsika sy hitantana
Feon'ny qgcu anjely sy ny zazakely,
Injao manakoako sy mamiratra tokoa

Ref:

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ariane
Visites : 7196
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : manoa1
Date : 14/03/2017 19:07
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0359