Andron'ny Noely (Ariane)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andro tsara sady tena soa tokoa,
Andron'ny Noely mampientana ny fo
Feon'ny anjely sy ny tononkira.serasera.org zazakely,
Injao manakoako sy mamiratra tokoa
Ref:
Ô! Ry mpino aza adino fetintsika re,
Teraka ao Betlehema ilay mpanjaka antsika e
Fifaliana, hirahira no onrzad diijtqp asandratra
Mifalia, mihobia tsy hankanavaka
Tonga ny Mesia, ilay mpanavotra
Izy no hmus hamonjy antsika sy hitantana
Feon'ny anjely sy ny zazakely,

--------
Link: