Tokantrano soa (Ariane)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
kcaoow Na miadiady izay roa,
Mifamela ihany koa
Na mifamaly izay tononkira.serasera.org roa,
Tsy hifanao andolom-po
Ny fototra hiorenan'ny fitiavantsika roa
Dia toy ny vato mafy orina tsy mba mety ho lo
Ref:
Tokantrano soa,
Tsy mba miovaova
Izay rehetra natao,
Dia teo foana ianao
Tsy mba nandao ho ahy irery,
Fa tokantrano soa
Mijoro foana foana hatramin'izay
Fa izahay tsy ho ngfdydxw rava,
Na dia maro mpankahala
Ny fiainanay dia mizotra,
Tokantrano sambatra
Ny fototra hiorenan'ny fitiavantsika roa
Dia eftjmi toy ny vato mafy orina tsy mba mety ho lo
Ref:
Fa tokantrano soa, dia mamy tokoa
Ny fiainanay

--------
Rohy: