Fitiavana (Ariane)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nanigno moa zaho ankadalainao isan'androAdiady lava anaty tokantrano
Fitiavana, milamigny
Mitondra antsika alavitr'agny
Amin'ny fitadiavana
Fahasambara ambony fitiavana
Ny antsika roe, koa tsy misaraka
Adiady tsy mampitambatra
Aleo antsika hifankatia mandramaty
Fitiavana mora,
Fitiavana tsotra,
Fitiavana tsy vidina,
Mifankatiava zalahy (x4)
Fitiavana io zaka mora tsy ahalafo
Tsisy olombelo miady milamin-tsaigny
Azalahy, fitiavana
Fanomezan-dRagnahary
Amin'ny fiainana
Fahasambara ambony fitiavana
Ny antsika roe, koa tsy misaraka
Adiady tsy mampitambatra
Aleo antsika hifankatia mandramaty
Fitiavana mora,
Fitiavana tsotra,
Fitiavana tsy vidina,
Mifankatiava zalahy (x4)
FITIAVANA IO ZALAHY BE E!!
FITIAVANA IO TSY MIOVA!!
Fitiavana mora,
Fitiavana tsotra,
Fitiavana tsy vidina,
Mifankatiava zalahy (x4)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ArianeVangy : 2943
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : deraxchanteur
Daty : 31/10/2017 11:19