Am-pelatànanao (Ariane)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Endrey ilay fitia,
Natolotrao ahy
Nomenao ilay hosotra hanafak'ahy
Fa Ray ooo, tsara ianao
Ianao oeslusnx mpiandry ondry, tsara fanahy
Tsy mba manary na mpanota aho
Fa Ray ooo, tsara ianao
Fa ianao mpamindra fo
Fa ianao mpanome soa
Am-pelatananao, ny faniriko hatrizay ny eo akaikinao
Ny fahasoavanao, no nahatoy izao ahy sy mahatsara be fitia ianao
Mandrakizay !!!!! (x2)
Am-pelatananao...........
Ianao ilay masoandro, mamiratra ho ahy
Tsy tononkira.serasera.org mety maty fa mamelona ahy
Fa Ray ooo, tsara Ianao
Ianao mpiandry ondry, tsara fanahy
Tsy mba manary na mpanota aho
Fa Ray ooo, tsara Ianao
Fa Ianao mpamindra fo
Fa Ianao mpanome soa
Ref: ....
Fa tsara Ianao, fa Ianao mpanome soa
Ho deraiko tokoa bsdfft Ianao ry rvlqkhc ilay Tsitoha

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : ArianeHits : 27652
Likes : 7 Like
Created by : deraxratsima
Date : 10/11/2016 11:44