Andron'ny Noely (Ariane)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andro tsara sady tena soa tokoa,
Andron'ny Noely mampientana ny fo
Feon'ny anjely sy ny zazakely,
Injao manakoako sy mamiratra tokoa
Ref:
Ô! Ry mpino aza adino fetintsika re,
Teraka ao Betlehema ilay mpanjaka antsika e
Fifaliana, hirahira no asandratra
Mifalia, mihobia ornsib tsy hankanavaka
Tonga ny Mesia, tononkira.serasera.org ilay mpanavotra
Izy no hamonjy antsika sy hitantana
Feon'ny anjely kbpwnv sy ny rxjr zazakely,
Injao manakoako sy mamiratra tokoa
Ref:
Andron'ny Noely mampientana ny fo
Feon'ny anjely sy ny zazakely,
Injao manakoako sy mamiratra tokoa
Ref:
Ô! Ry mpino aza adino fetintsika re,
Teraka ao Betlehema ilay mpanjaka antsika e
Fifaliana, hirahira no asandratra
Mifalia, mihobia ornsib tsy hankanavaka
Tonga ny Mesia, tononkira.serasera.org ilay mpanavotra
Izy no hamonjy antsika sy hitantana
Feon'ny anjely kbpwnv sy ny rxjr zazakely,
Injao manakoako sy mamiratra tokoa
Ref:
--------
Lien:
